
Rainay Izay any an-danitra,
Contributed by
Sergio Franzese - E-mail franzese@luserna.alpcom.it
hohamasinina anie ny ananranao.
Ho tonga anie ny fanjakanao.
Hatao anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.
Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay.
Ary mamelà ny helokay
tahaka ny namelanay izay meloka taminay.
Ary aza mitondra anay ho amin'ny fakam-panahy,
fa manafaha anay amin'ny ratsy.
Fa Anao ny fanjakana sy ny hery
ary ny voninahitra mandrakizay.
Amena.
Rainay izay any an-danitra
Contributed by
Randrianarivony Nirina Lovasoa - E-mail lnr5032@labs.tamu.edu
Hamasinina anie ny anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao
Ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra
Omeo anay anio ny haninay isan'andro
Avelao ny fahotanay
Tahaka ny namelanay izay nanao ratsy taminay
Ary aza entina amin'ny fitaoman-dratsy izahay
Fa manafaha anay amin'ny ratsy
Fa anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra mandrakizay
Amena.
Rainay izay any an-danitra
Contributed by
Randrianarivony Nirina Lovasoa - E-mail lnr5032@labs.tamu.edu
Hamasinina anie ny anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao
Hatao anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra
Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay
Ary mamela ny helokay
Tahaka ny namelanay izay meloka taminay
Ary aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy
Fa manafaha anay amin'ny ratsy
Fa anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra mandrakizay
Amena.
Matio 6:9-13
9 Rainay izay any an-danitra,
Contributed to Paul Stacklin - Pstacklin@hotmail.com
Hamasinina anie ny anaranao
10 Ho tonga anie ny Fanjakanao.
Hatao anie ny sitraponao
Ety an-tany tahaka ny any an-danitra
11 Omeo anay anio ny hanina isan'andro.
12 Avelao ny fahotanay,
tahaka ny namelanay izay meloka taminay.
13 Aza avela ho azon'ny Fankam-panahy
izahay fa mamelaha anay amin'ny Ratsy:
Fa anao ny fanjakana, sy ny hery,
ary ny
voninahitra mandrakizay.

Source: "AVE MARIA in 404 lingue"
Ordine Equestro del San Sepolcro di Gerusalemme, Milano (1931).
Contributed by
David G. Landsnes, MD - E-mail dgwlmd@superlink.net
SECTION INDEX
CONVENT OF PATER NOSTER
CHRISTUS REX
© Copyright Christus Rex, Inc.